| Entry |
fety
(ety)
|
| Part of speech | noun
|
| | Convenance, consentement, assentiment [1.3]
|
| Morphology |
| Simple : |
fety,
fetiko,
fetinao,
fetiny,
fetintsika,
fetinay,
fetinareo,
fetin',
fetin-,
fetim- |
| Prefixed : |
-pety,
-petiko,
-petinao,
-petiny,
-petintsika,
-petinay,
-petinareo,
-petin',
-petin-,
-petim- |
|
| Synonyms | |
|
| Entry |
fety
|
| Part of speech | noun
|
| | Fankalazana amim-pomba manetriketrika ny fitsingerenan' ny andro lehibe iray: Tao aloha, nisy roa ny fetim-pirenena malagasy: dia ny 26 Jiona sy ny 14 Oktobra, ilay voalohany fahatsiarovana ny nahazoana ny fahaleovantena ary ilay faharoa fahatsiarovana ny nijoroan' ny Repoblika Firavoravoana lehibe, lanonana: Nanao fety izahay tamin' ny fankalazana ny mariazin' ny zokinay [1.1]
|
| | A festival, a holiday [1.7]
|
| | Fête, réjouissance publique [1.8]
|
| Examples |
| 1 | andro zoma no fety tamin'izao
[2.59]
|
| 2 | Ka nandeha ry zareo namonjy lanonan' ny mpanjaka, fetin' ny mpanjaka
[2.606]
|
| 3 | Halan' ny foko ny voaloham-bolana amam-petinareo
[2.996]
|
| 4 | fitaomana biriky ho an' ny sekolim-piangonana, fakana bozaka ho an' ny tranoheva fanaovam-pety, fanaovam-bokatra samihafa tsy miato
[2.470]
|
|
| Morphology |
| Simple : |
fety,
fetiko,
fetinao,
fetiny,
fetintsika,
fetinay,
fetinareo,
fetin',
fetin-,
fetim- |
| Prefixed : |
-pety,
-petiko,
-petinao,
-petiny,
-petintsika,
-petinay,
-petinareo,
-petin',
-petin-,
-petim- |
|
| Origin | Explanations in French: fête.
|
|
| Entry |
Fety
|
| Part of speech | name (anthroponym)
|
|