| Entry | erana (era) | ||||||||
| Part of speech | passive verb | ||||||||
| Angatahan-dalana: Erao kely aho fa tsy afaka hiasa anio [1.1] | |||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Entry | erana | ||||||||
| Part of speech | noun | ||||||||
| Izay mahafeno ny haben' ny zavatra anankiray manontolo, ka mety hilaza:
-- fatra izany: Kely lavitra ny eran' ny sotro noho ny eran' ny kaopy; -- na halehibeazana: Ny eran' ny lohanao ihany no halaiko ho marika hanaovana ny satrony satria mitovy ny iohanareo; -- na fetra: Aza matahotra ianao fa hataoko ny eran' ny aiko; -- na habe: Ohatrinona ny eran' angady amin' ny toerambomanganao? [1.1] | |||||||||
| A full measure [1.7] | |||||||||
| Mesure pleine; ce qui est possible [1.8] | |||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Derivatives |
| ||||||||
| Entry | erana | ||||||||
| Part of speech | noun | ||||||||
| [Sihanaka] Harim-bilany, molaly [1.78] | |||||||||
| Entry | eraña | ||||||||
| Part of speech | noun | ||||||||
| erana [1.13] | |||||||||
| Entry | erana | ||||||||
| Part of speech | noun | ||||||||
| Espace [1.13] | |||||||||
| Vocabulary | |||||||||
| Entry | erana | ||||||||
| Part of speech | noun | ||||||||
| (de erana : qui est capable de contenir quelque chose ; du malais sedang).
Nom de divers
cyperus (Cyperaceae) avec lesquels on tresse des corbeilles, des paniers, des instruments capables de contenir des grains ou d'autres produits de l'agriculture.
Ce sont notamment :
[Betsimisaraka, Tanosy] Cyperus latifolius var. herana (Cherm.) Cherm. Cyperus latifolius var. solidifolius (Boeckeler) Cherm.; Cyperus dives Delile (Cyperaceae) . Voir aussi herana. [1.196] | |||||||||
| Vocabulary | |||||||||
| Scientific name | Cyperus dives, Cyperus latifolius var. herana, Cyperus latifolius var. solidifolius | ||||||||
| Updated on 2023/07/14 |
|