| Entry |
manerana
(erana)
|
| Part of speech | active verb
|
| | Mahahenika velaran-toerana iray: Efa manerana ny Nosy ve izao ny fahaizana mamaky teny sy manoratra? [1.1]
|
| | To fill, to pervade [1.7]
|
| | Remplir, être dans toute l'étendue de [1.8]
|
| Examples | Manerana ny tany rehetra ny fitsarany.
[2.996]
|
| Morphology |
| Present : |
manerana |
| Past : |
nanerana |
| Future : |
hanerana |
|
|
| Entry |
manerana
(serana)
|
| Part of speech | active verb
|
| | Mandalo eo anoloan' olona: Tsy fanao ny manerana vao manao mbay lalana [1.1]
|
| Morphology |
| Present : |
manerana |
| Past : |
nanerana |
| Future : |
hanerana |
| Imperative : |
maneràna |
|
|
| Entry |
maneràna
(serana)
|
| Part of speech | imperative of active verb manerana
|
| | [1.1]
|
|