| Entry |
erà
|
| Part of speech | noun
|
| | Ambony; toerana avo iavian' ny rano amin' ny renirano (mifanohitra amin' ny ava): Tany irà ilay amboadia no nisotro, ary tany ava ilay zanak' ondry, kanefa dia ilay zanak' ondry indray no nolazainy fa nandoto ny rano nosotro iny / Avy any erà no nidina itỳ lakana itỳ
[1.1]
|
| | Amont [1.3]
|
| Vocabulary |
| Synonyms | |
| Antonyms |
|
| Entry |
era
|
| Part of speech | noun
|
| | Enti-milaza fifampiraharahana na fanalalanana [1.1]
|
|
| Entry |
era
|
| Part of speech | noun
|
| | [Taisaka]
Filazana [1.78]
|
| | [Bara]
Fifanarahana [1.78]
|
| | Fangatahana na fiangaviana lalana alohan' ny hanao zavatra: Efa vita era tsara tamin' ny rainao ve ny handehananao? [1.1]
|
| | Consent, permission [1.7]
|
| | Permission [1.3, 1.8]
|
| | Action de consulter, de demander conseil, consentement [1.3]
|
| | Action de demander la permission [1.8]
|
| | [Taisaka]
Avis [1.82]
|
|
| Entry |
era
 |
| Part of speech | noun
|
| | Fanisana taona manomboka amin' ny nisehoan' ny zava-dehibe anankiray [1.17]
|
|