| Entry | molaly | |
| Part of speech | noun | |
| Zavatra maintimainty mikiramborambo eny amin' ny valindrihana sy ny rindrin' ny trano anaovana afo izay avy amin' ny setroka mitangorona eny mandavantaona [1.1] | ||
| Soot [1.7] | ||
| Suie [1.8] | ||
| Examples | Mitsilany izy ka ny valin-drihana ikiraviravizan' ny molaly no tandrifin' ny masony.
[2.470] | |
| Derivatives |
| |
| Updated on 2023/06/12 |
|