| Entry | boka | ||||
| Part of speech | noun or adjective | ||||
| Aretina mandrakotra fery mirofotra ny tena manontolo, manombaka amin'ny tanana sy ny tongotra. (Amin'io hevitra io anefa, dia ny teny habokana no mazàna ampiaisaina, fa ny hoe boka dia enti-milaza ny olona mararin'io aretina io, izay atao hoe marary hoditra): Maro ankehitriny ny trano itsaboana ny boka. [1.1] | |||||
| A leper Scabby, as applied to sheep and the bark of trees, etc. [1.2, 1.7] | |||||
| Leprosy [Arab bahak ?] [1.2] | |||||
| Lépreux [1.3, 1.5, 1.8, 1.6] | |||||
| [Tanala] Lèpre [1.6] | |||||
| Leprakranke Leprakrank [1.56] | |||||
| Lebbroso [1.18] | |||||
| Vocabulary | |||||
| Examples |
| ||||
| Derivatives |
| ||||
| Article | Randzavola: boka ao amin' ny Baiboly (=> aretina) | ||||
| Web | World Health Organization: Leprosy | ||||
| Entry | boka | ||||
| Part of speech | adjective | ||||
| [Provincial] Exhausted, spent, spoiled, worn out, tasteless, insipid, unsavoury; proved to be false; to have lost one's title, position, or honour [1.2] | |||||
| Qu’on déprécie, qu’on avilit, qu’on vilipende [1.3] | |||||
| Entry | boka | ||||
| Part of speech | noun | ||||
| [Sakalava] Ny atin'ny voan'ny lombiry fanao amin'ny zanatsirika [1.1] | |||||
| Entry | boka | ||||
| Part of speech | adjective | ||||
| [Bara] Matsatso, kivy [1.78] | |||||
| [Tanosy] Matsatso [1.78] | |||||
| [Tankarana] Saumâtre (eau) ; douce (eau). [1.19] | |||||
| [Sakalava] Ce mot a aussi le sens de fade, sans goût. Revoir à la lumière de ces deux significations, les mots boka à bokavavy dans la première partie. [1.196] | |||||
| Entry | boka | ||||
| Part of speech | noun | ||||
| [Sakalava] Tandroka tsentsenana volovolon-javatra na vovo-kazo atao fandrehetana paik'afo [1.1] | |||||
| Vohavoha azo avy amin'ny vatan'akondro [1.13] | |||||
| bokaka [1.2] | |||||
| Amadou tiré du bananier [1.13] | |||||
| Entry | boka | ||||
| Part of speech | noun | ||||
| (de l'adjectif boka : rugueux, pourvu d'aspérités, quand il s'agit des plantes ; le même mot veut dire lépreux quand il s'agit de l'homme).
Nom donné à diverses plantes ayant des tiges ou des fruits verruqueux ; ainsi qu'à d'autres plantes dont les fruits adhèrent facilement aux vêtements par leurs aspérités.
Ce sont surtout : 1. (sak.)
Marsdenia verrucosa Decne. (Apocynaceae) souvent distingué sous le nom de
bokabe ci-dessous.
[Mahafaly] Calopyxis eriantha Tul. (Combretaceae). [Tanosy] Heteropogon contortus (L.) P. Beauv. ex Roem. & Schult. (Poaceae). [1.196] | |||||
| [Taifasy] (Nom des plantes dont les fruits sont cloisonnés, les graines séparées par des cloisons ; notion d'isolement). D'après J. M. Estrade, le Tromba (1977) p. 157, on porte de tels fruits sur soi lorsqu'on veut éviter d'être recruté comme soldat. [1.196] | |||||
| Vocabulary | |||||
| Entry | boka | ||||
| Part of speech | noun | ||||
| [Masikoro] Ahitra [2.606] | |||||
| Vocabulary | |||||
| Updated on 2025/08/21 |
|