|
|
|
|

Entry raboka
Part of speech noun
  [Tambahoaka] vely, famelezana [1.78]

Entry raboka
Part of speech noun
  [Sihanaka, Tankarana, Tanosy] Poumon. [1.19, 1.78]
Vocabulary 

Entry raboka
Part of speech noun
 Aretin' ny havokavoka avy amin' ny bibin' aretina atao hoe basila Koch [1.1]
 Areti-mifindra mahazo ny taolana sy ny havokavoka [1.13]
 Jereo "Raboka (TB, Tioberikilaozy)" [Rehefa tsy misy ny dokotera, takila 179] [5.mg.https://hesperian.org/wp-content/uploads/pdf/mg_wtnd_2016/mg_wtnd_2016_14.pdf]
 Tuberculose [1.13]
Vocabulary 

Entry raboka
Part of speech noun
 Kilalaon' ankizy isehoan-kakingana sy hafainganam-pandeha: misy ankizy iray izay atao hoe boka; manenjika ny ankizy rehetra eo izy, ka izay voakasiny dia boka misolo azy indray. Indraindray kosa anefa raha mitaingim-bato ireo enjehina, na toerana voatondro tsy hahaboka, dia tsy boka na dia voakasika aza: atao hoe tsibohaboka ny anaran' ilay kilalao amin' izany [1.1]
Vocabulary 

Entry raboka
Part of speech noun
  [Mahafaly] (de ra : particule placée devant les noms qu'on respecte, et boka : lépreux ou ayant un aspect misérable). Loudetia simplex subsp. stipoides Bosser (Poaceae). Herbe très raide et mauvaise fourragère. Les Betsileo prétendent qu'elle est responsable de la tuberculose des boeufs (parce qu'ils appellent aussi cette maladie : raboka). Voir aussi horona, kidrodrotra. [1.196]
Vocabulary 
Scientific name Loudetia simplex subsp. stipoides

Updated on 2023/06/19