| Entry | habokaina (boka) | ||||||||
| Part of speech | passive verb | ||||||||
| Esoina, haratsina izaitsizy, alana baraka, zimbazimbaina: Raha tsy manana ianao, aza ny anay no habokaina / Aza habokainao ny entanay [1.1] | |||||||||
| See boka. [1.2] | |||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Synonyms | bokaina | ||||||||
| Updated on 2023/01/20 |
|