| Entry |
habokana
(boka)
|
| Part of speech | noun
|
| | Aretin-koditra avy amin' ny mikraoby iray manokana izay
mahatonga toy ny atoditody eny amin' ny hoditra ka
eo amin' ny tarehy no betsaka indrindra; vetivety dia miova
ny endrik' ilay marary ka toa mivontovonto hafahafa. [1.1]
|
| | Jereo "Habokana (Aretin' i Hansen)" [Rehefa tsy misy ny dokotera, takila 191] [5.mg.https://hesperian.org/wp-content/uploads/pdf/mg_wtnd_2016/mg_wtnd_2016_14.pdf]
|
| | Leprosy [1.2, 1.7]
|
| | Lèpre [1.5, 1.6]
|
| | La lèpre [1.3, 1.8]
|
| | Lepra [1.56]
|
/m:web>
| Vocabulary |
| Examples |
| 1 | Saingy raha miempaka ny olona voan'ny habokana dia tsy harary azy izany.
[1.581]
|
| 2 | Raha mateti-pitranga eo amin'ny toerana misy anao ny habokana dia ento ho zahana ilay zaza.
[1.581]
|
|
| Quotes |
| Web | World Health Organization: Leprosy
|
|