| Entry |
angatra
|
| Part of speech | noun
|
| | Tsy fanaovana araka ny rariny fa manome tombony na hitsiny ny hafa tsy tokony homena, na tsy manome izay tokony homena; fizarana tsy marina; fitanilana ka misy tombo sy hala, misy omena be misy omena kely. (Tsy fampiasa amin' izao fa miaraka amin' ny tsy mandrakariva: Tsy angatra fa mahay kosa aloha ny zana-dRasoa e!) [1.1]
|
| | Partiality [1.2, 1.7]
|
| | Unfair dealing, unfair judgement Also false praise, flattery. [1.2]
|
| | Unfairness [1.7]
|
| | Partialité, préférences [1.8]
|
| Derivatives |
|
| Entry |
angatra
|
| Part of speech | noun
|
| | [Betsimisaraka]
Lolo, avelo, fanahy [1.78]
|
| | [Tanala]
Matoatoa na lolo [1.78]
|
| | Fisehoan' ny fanahin' ny olona maty -- na biby koa aza -- izay mihelohelo manodidina ny velona ary mety ho hitan' ny velona mihitsy aza, indrindra amin' ny tarehin' ny afo [1.1]
|
| | [Merina]
Ambiroa [2.165]
|
| | Spirit, ghost, demon. [1.2]
|
| | A ghost [1.7]
|
| | Fantôme [1.8]
|
| Vocabulary |
| Derivatives |
| Analogs |
lolo ~
matoatoa |
| Quotes |
|
| Entry |
angatra
|
| Part of speech | noun
|
| | Aretin' ny fantson' ny lalandrano amin' ny tenan' ny olombelona, izay vokatry ny mikraoba iray azo avy amin' ny fahalotoam-pitondran-tena [1.1]
|
| | Karazan'aretina mifindra avy amin'ny firaisan'ny lahy sy ny vavy [1.13]
|
| | Gonorrhea, dyschuria; occasional pain in micturation. [1.2]
|
| | Gonorrhea [1.7]
|
| | Blennorragie [1.8, 1.54, 1.13]
|
| Vocabulary |
| Analogs |
akohofotsy ~
ambaniana ~
famehy ~
farasisa ~
fiandry ~
fifia ~
vania |
|
| Entry |
angatra
|
| Part of speech | adjective
|
| | [Taimoro]
maivana
[1.78]
|
| Synonyms | |
|