| Entry | vania | |
| Part of speech | noun | |
| [Bara] Voa, valahana [1.78] | ||
| [Tanala] Valahana, andilana, lanivoa: Tambalañana a-moja paike am-bania (poketra an-tehezana afovato am-balahana) [1.78] | ||
| Taola-maoja [1.13] | ||
| Bassin [1.13] | ||
| Vocabulary | ||
| Synonyms | vaniaña | |
| Entry | vania | |
| Part of speech | adjective | |
| [Tambahoaka] Lava volo, tsy voaasa [1.78] | ||
| Entry | vania | |
| Part of speech | noun | |
| [Tambahoaka] Vaniana, valahana, angatra (aretina) [1.78] | ||
| [Taisaka] Aretim-bania, aretina mahazo ny ankasarotana [1.78] | ||
| [Bara] Kolahy, aretim-balahana, voan-kena [1.78] | ||
| [Bara] Blennorrhagie [1.78] | ||
| Vocabulary | ||
| Analogs | akohofotsy ~ ambaniana ~ angatra ~ famehy ~ farasisa ~ fiandry ~ fifia | |
| Updated on 2010/05/06 |
|