| Entry | matoatoa | |
| Part of speech | noun | |
| Fanahin' olona maty izay misehoseho amin' ny velona satria tsy vita mby antsoalany ny fandevenana azy [1.1] | ||
| A ghost [1.7] | ||
| Fantôme, revenant [1.3, 1.8] | ||
| Spectre [1.8] | ||
| Vocabulary | ||
| Examples | Indreny vehivavy mibaby zaza, antitra mitrotro kilonga, lehilahy miantsoroka entana, maratra midridridridry isak' izay mandingana no aloka novinaniana niserana toa matoatoa teo anoloan' izy mianaka.
[2.5] | |
| Article | Randzavola: matoatoa ao amin' ny Baiboly | |
| Updated on 2022/07/30 |
|