|
|
|
|

Entry lolo
Part of speech noun
  [Bara] Fasana [1.78]
  [Masikoro] Fasana [2.606]

Entry lolo
Part of speech noun
 Araka ny finoan' ny Ntaolo: fanahin' ny olona maty mihelohelo manodidina ny velona toy ny angatra na ny matoatoa, saingy amin' ny tarehi-na lolo ary mazàna manambara zavatra na mahatonga harary [1.1]
  [Bara] An-dolo [1.78]
 A ghost [1.7]
 Spectre, revenant (fantôme) [1.8]
Vocabulary 
Analogs  angatra ~ matoatoa
Quotes 

Entry lolo
Part of speech noun
 Aretinkibo mahavoa tampoka [1.1]
Vocabulary 

Entry lolo (lo)
Part of speech adjective
 [duplicatif diminutif] [1.3]

Entry lolo
Part of speech noun
 Anarana ilazana amin' ny ankapobeny irao bibikely misy elatra efatra maro karazana rakotra elakelaka manify mandraraka vovobovoka ary voaravaka loko mamirapiratra [1.1]
 Lolobe, lay [1.13]
 A butterfly [1.7]
 Papillon [1.8, 1.13]
Vocabulary 
Examples Ny renintantely sy ny lolo [2.332]

Updated on 2025/08/21