|
|
|
|

Entry akohofotsy
Part of speech noun
Elementary words akoho, fotsy
  [Taifasy] Angamaty (aretina) [1.78]
  [Taimoro] Farasisa [1.78]
  [Tambahoaka] Aretindratsy [1.78]
  [Betsimisaraka] Aretina mpahazo ny lehilahy na vehivavy (angatra) [1.78]
  [Tanala] Aretina amin'ny mahavehivavy na amin'ny filahiana - angatra (aretina) [1.78]
 Karazan'aretina mifindra avy amin'ny firaisan'ny lahy sy ny vavy [1.13]
 Blennorragie [1.78, 1.13]
Vocabulary 
Analogs  ambaniana ~ angatra ~ famehy ~ farasisa ~ fiandry ~ fifia ~ vania

Updated on 2023/10/27