| Entry |
aloha
(loha)
|
| Part of speech | preposition
|
| Regional synonyms | aloha,
anatrehana,
añatseha,
androña,
anketrehana,
añoloa,
heky,
izao tsereke,
kendry,
ndreky,
seky,
tseky
|
| | Mpamaritra matoanteny na teny mpampiankina enti-milaza fahatongavana na fanaovan-javatra voalohany miohatra amin' ny iray hafa atỳ aoriana, na fitoerana manatrika iray hafa izay ao andamosina na ao aoriana (Raha ilazana ny lasa izy, dia mitovona t: taloha, izay mety hanana hevitra hafa koa Homeko valisoa izay mahavaly aloha (toerana): Mipetraha eo alohan' ny rainao eo (fotoana): Mivavaka izahay alohan' ny sakafo. / Nivavaka izahay talohan' ny sakafo [1.1]
|
| | Before [1.2, 1.7]
|
| | First [1.3, 1.7]
|
| | Previous, previously, ahead. [Mal. alaan(?). the front part of a vessel.] [1.2]
|
| | Avant [1.8, 1.13]
|
| | Au devant; auparavant [1.8]
|
| | Antérieur, devant [1.13]
|
| Vocabulary |
| Morphology |
| Present : |
aloha,
alohako,
alohanao,
alohany,
alohantsika,
alohanay,
alohanareo,
alohan',
alohan-,
aloham- |
| Past : |
taloha,
talohako,
talohanao,
talohany,
talohantsika,
talohanay,
talohanareo,
talohan',
talohan-,
taloham- |
|
| Derivatives |
| Antonyms |
|