| Entry | alohaloha (aloha) | |
| Part of speech | adverb | |
| [Betsimisaraka] Rehefa afaka kelikely, vetivety foana. Afaka kilometatra na metatra vitsivitsy [1.78] | ||
| Un peu en avant, à petite distance [1.3] | ||
| Examples | Tary alohaloha, taitra izy fa nandre fofon-tsigara mahazatra azy, nefa tsy mahare feon' olona.
[2.472] | |
| Updated on 2023/01/06 |
|