| Entry | manaloha (aloha) | ||||||||
| Part of speech | active verb | ||||||||
| Mandefa na mampandeha aloha: Efa nanaloha olona ve ianao mba hilaza ny fahatongavantsika? Manao aloha: Nanaloha ny variny noho ny olona rehetra izy taona ito [1.1] | |||||||||
| To do or act first, to begin; to be ripe first, as of fruits. [1.2] | |||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Entry | manalohà (aloha) | ||||||||
| Part of speech | imperative of active verb manaloha | ||||||||
| Updated on 2023/01/20 |
|