| Entry |
mialoha
(loha)
|
| Part of speech | active verb
|
| | Mandeha aloha: Aza mialoha ny olona hajaina Mahery fandeha, lasa aloha: Mialoha itý famantaranandroko itý [1.1]
|
| | To precede, to go before. [1.2]
|
| | To go before, to precede; beforehand [1.7]
|
| | Précéder; avant, à l'avance [1.8]
|
| Examples |
| 1 | Koa raha ampandrenesintsika mialoha ny fanjakana, raha tonga izy, ka ampangain'olona, tsy hisy zavatra ahina intsony.
[2.324]
|
| 2 | Tsaroany mandrakariva ilay fomba namitahan-dRavokatra azy fahiny, indray zoma mialoha ny krismasy, teny Analakely.
[2.470]
|
|
| Morphology |
| Present : |
mialoha |
| Past : |
nialoha |
| Future : |
hialoha |
| Imperative : |
mialohava |
|
|