| Entry | adidina (adidy) | ||||||||
| Part of speech | passive verb | ||||||||
| Tsinina, omena tsiny [1.1] | |||||||||
| To be charged with responsibility, to be liable to be blamed for, censured. [1.2] | |||||||||
| To be blamed [1.7] | |||||||||
| Qu'on blâme [1.3, 1.8] | |||||||||
| Qu'on censure [1.3] | |||||||||
| Examples | noho ny nilazany ny amin' ny fiezahan' aina jamba, tsy manan-java-kendrena fa dia mitosaka ho azy tsy azo adidina, tsy manana adidy.
[2.285] | ||||||||
| Morphology |
| ||||||||
| Updated on 2023/01/19 |
|