| Entry |
andraikitra
(raikitra)
|
| Part of speech | noun
|
| | Zavatra tsy maintsy atao ho fiadidiana olona na zavatra ka ny tena no tompon' antoka aminy: Andraikitry ny ray aman-dreny ny mamelona ny zanany Adidy [1.1]
|
| | Izay andrandrain'ny fiaraha-monina misy azy amin'olona iray noho ny sata
mifehy sy ny anjara asany [1.13]
|
| | Something held in one's charge, that for which one is responsible. See raikitra, and adidy. [1.2]
|
| | Responsibility; a charge; [1.7]
|
| | Responsabilité, charge [1.8, 1.13]
|
| | Rôle [1.13]
|
| Examples |
| 1 | Hanomboka rahampitso maraina indray ny herinandro hamonjen'ny tsirairay avy ny adidy sy andraikitra sahaniny
[2.470]
|
| 2 | Saingy andraikitro izany ka tsy azoko ialana
[2.472]
|
|
| Morphology |
| Simple : |
andraikitra,
andraikitro,
andraikitrao,
andraikiny,
andraikitsika,
andraikitray,
andraikitrareo,
andraikitr',
andraiki-,
andraikitry |
|
| Derivatives |
|