Index |
| ||||||||||||||||||||
Proverbs : tsirangaranga | |||||||||||||||||||||
Proverb 1 | Aza manao siaka mampandry ny adrisa. [2.165 #524, 2.415 #4981]
Safosiaka mampandry adrisa. [2.415 #5036] Siaka mampandry adrisa, saroro Siaka mampandry ny adrisa. [2.653 #2885, 2.974 #281] | ||||||||||||||||||||
French translation | C’est en sifflant qu’on endort la sauterelle. [2.974 #281]
Feintes et cajoleries destinées à tromper : c' est comme le sifflement pour endormir les sauterelles. [2.415] Ne sifflez pas pour faire poser les sauterelles adrisa et les prendre. [2.415 #4981] Ne sifflez pas pour faire se poser les sauterelles "adrisa" . [2.165] | ||||||||||||||||||||
French interpretation | Ne trompez pas. [2.415 #4981]
Vous les trompez, car si elles se posent elles seront prises. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Proverb 2 | Mandry tsirangaranga ny be trosa, fa raha maneno ny akoho dia fohazin' ny ankizy hoe : Andrao tran' ilay olona hianareo! [2.558 #2088] | ||||||||||||||||||||
Index |
| ||||||||||||||||||||