Entry tsirangaranga (rangaranga (ranga))
Part of speech noun
Malagasy definition Zavatra mitsangantsangana sy miranirany etsy sy eroa
¶ Matahotra: Matory tsirangaranga izy amin' ny alina noho ny habetsahan' ny mpangalatra [Rajemisa 1985]
French definition état de ce qui se dresse en grand nombre, comme des troncs, des branches
¶ figuré: crainte [Abinal 1888]
Derivations 
Compound words, titles, names 
Examples 
1Didy maso noho ny fiarenta-tory sy ny torimaso tsirangaranga ny lehilahy izato. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 38]
2Samy natory tsirangaranga daholo anefa, satria nanahy zavatra hiseho. [Andraina: Mitaraina, page 44]
Quotes 

2017/05/16