Index |
| ||||||||||||||||||||
Proverbs : renirano | |||||||||||||||||||||
Proverb 1 | Arivo tatatra, zato renirano; faran' ny rano Ikopa ihany. [2.165 #456, 2.653]
Renirano zato, sakeli-drano arivo : Ikopa ihany no farany. [2.974 #165] Renirano zato, sakeli-drano arivo : Matsiatra ihany no farany. [2.974 #165] Renirano zato, tatatra arivo, fa Ikopa ihany no farany. [2.558] Renirano zato, tatatra arivo: Ikopa ihany no farany. [2.653] Tatatra zato, sakelidrano arivo, faran' ny rano any Matsiatra. [2.558 #4113, 2.653 #3048] | ||||||||||||||||||||
French translation | Mille canaux, cent rivières: leur fin à tous est l' Ikopa. [2.165] | ||||||||||||||||||||
French interpretation | Le mensonge finit toujours par être dévoilé. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Proverb 2 | Raha dobo tsy ho sahy siny aho, dia miketraka ho renirano. [2.165 #907]
Raha dobo tsy sahy siny aho dia miketraka ho renirano. [2.558 #3559] Raha ho dobo tsy sahy siny aho, dia miketraka ho renirano. [2.653 #2657] | ||||||||||||||||||||
French translation | Si je suis un étang qui craigne la cruche, que je devienne ruisseau. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Proverb 3 | Reniranon' Imahajamba, ka tondraka mamorivory, ritra mampiseho fasika. [2.558 #3752] | ||||||||||||||||||||
Index |
| ||||||||||||||||||||