Entry sahy
Part of speech adjective
Malagasy definition Manana herim-po hanao zavatra: Tsy sahy niady tamin' ny zanako Isambilo
¶ Afaka manao, manaiky: Tsy sahiko ny handray io olona io ao an-tranoko
¶ Tsy matahotra: Sahy anareo aho, hoy Rakoto tamin' ny lehiben' ny jiolahy
¶ Afakahividy: Tsy sahiko ariary zato akory io latabatra io fa ratsy [Rajemisa 1985]
English definition bold, daring
¶ impudent [Richardson 1885, Hallanger 1973]
 courageous [Richardson 1885]
French definition courageux, audacieux [Hallanger 1974]
Derivations 
Morphology 
sahy
sahia
Synonyms sahisahy
Compound words, titles, names 
Analogues  mavany ~ misehaseha ~ tsy mivandy ~ tsy mivohovoho ~ bibin' olona ~ mosalahy ~ kimosamosa ~ misenasena ~ manao vy very ~ manao anjoria ~ mivarotra aina ~ mitsambiki-mikimpy ~ manaika loza ~ miseha-doza ~ mitsena loza ~ manaboha-maty ~ mankaha-paty ~ misotro ny aleoko maty ~ misotro tsilaky ~ minia maty ho maimbo ~ manehatra ny tandrok' omby maranitra ~ voalavo manaikiby ~ voalavo sasatry ny miaina ~ lolo fotsy mitono tena ~ atody miady amam-bato ~ basy maninana varatra
Examples 
1Iza no olona sahy hamita-bahoaka! [Andraina: Mitaraina, page 28]
2Dia tsy nisy sahy niditra izy rehetra. [Callet: Tantara]
Quotes 

Entry sahy
Part of speech noun
English definition the Arnotto plant. An infusion of the leaves is drunk by those who desire to excel in public speaking or in dancing, as it is said to make them bold [Richardson 1885]
Vocabulary 

Entry sahy
Part of speech noun
Malagasy definition Fanevatevana amin' ny teny ratsy sy ompa. [Rajemisa 1985]
French definition insulte, injure [Abinal 1888]
Derivations 

Entry sahy
Part of speech adjective
Malagasy definition  [Taisaka] resy [Rakotosaona 1972]

Entry sahy
Part of speech noun
Malagasy definition  [Tanosy] fifiahara fary [Rakotosaona 1972]
Synonyms sy

2017/06/30