Index |
| ||||||||||||||||||||
Proverbs : ondrindrano | |||||||||||||||||||||
Proverb 1 | Manalasala toa vavan' ondrindrano : mitsotra toa Misalasala, toa vavan' ondrindrano : mitsotra, toa | ||||||||||||||||||||
French translation | Ni l' un ni l' autre, comme les mandibules de la nymphe de libellule : quand elles sont étendues, on dirait des avant-bras ; quand elles sont contractées, on dirait le rebord des lèvres. [2.415 #5814] | ||||||||||||||||||||
Proverb 2 | Ny ondrindrano herintaona mihodidina, ka famaky kely iray ihany no azony. [2.653]
Ny ondrindrano : herintaona mihodidina ka famaky kely izay ihany no azo. [2.558 #3199] | ||||||||||||||||||||
Proverb 3 | Toy ny ondrindrano, lefona dimy, fampohaza iray, famaky iray, ireo no nentina, nefa nosorohin' Tsy misy manao ho vazaha noho ny ondrindrano: lefona dimy no nentiny, | ||||||||||||||||||||
Proverb 4 | Tsy misy be fiarovana tahaka ny ondrindrano : tsirika telo, antsibe iray, nefa raha azon’ ny tandroho mitogaga. [2.653 #3512]
Tsy misy be fiarovana toy ny ondrindrano, fa tsirika telo, antsibe iray nefa mitolagaga raha | ||||||||||||||||||||
Index |
| ||||||||||||||||||||