Entry | azo | ||||||||
Part of speech | participle | ||||||||
Malagasy definition | Lasa tompon-javatra: Azoko ilay loka lehibe ¶ Tratra, voasambotra: Azon' ny saka ny voalavo ¶ Voan' ny...: Azon' ny tazo tany an-tsiraka tany izy ¶ Takatry ny saina: Sarotra loatra izany teny izany ka tsy azoko ¶ Voaray: Azoko anikeheo ilay taratasy nalefanao afakomaly ¶ Ananana fahafahana manao: Tsy azo idirana ato; raha misy ny teny atao ao aorianany dia manana izany hevitra izany koa izy: Tsy azo otao ny miditra ato [Rajemisa 1985] | ||||||||
English translation | possessed, allowed [Richardson 1885, Hallanger 1973] | ||||||||
had, got, understood, permitted, can, may. It is used before any passive or relative verb, in the sense of can or may, as: azo atao, May be done. It also takes the place of our English -able, and -ible in making words into adjectives, as azo hanina, edible. [Richardson 1885] | |||||||||
gotten [Hallanger 1973] | |||||||||
French translation | gagné, obtenu ; compris ; permis [Hallanger 1974] | ||||||||
Derivations |
| ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Compound words, titles, names |
| ||||||||
Examples |
| ||||||||
Quotes | Proverbs containing the word azo | ||||||||
Toponymy | |||||||||
Entry | azo | ||||||||
Part of speech | conjunction | ||||||||
French translation | à cause de, parce que: Tsy vita ny raharaha azon' ny tsy fahatongavanao (Cela n'est pas terminé, parce que vous n'êtes pas venu) [Abinal 1888] | ||||||||
Updated on 2020/07/31 |
![]() |