Index |
| ||||||||||||||||||||
Proverbs : mioty | |||||||||||||||||||||
Proverb 1 | Izay miringiringy no potraka : izay mioty manta no leony. [2.653 #1197, 2.974 #264]
Mioty manta, ka leony; miringiringy, Ny miringiringy no potraka; ny mioty manta no leony ; ny tsy mahandry ny sisa no mahia. [2.653 #2350] | ||||||||||||||||||||
French translation | Etre haut perché, c’est risquer de tomber; cueillir des fruits verts, c’est chercher l’indisposition. [2.974 #264] | ||||||||||||||||||||
Proverb 2 | Mioty manta ka leony. [2.165 #1714] | ||||||||||||||||||||
French translation | Cueillir (et manger) ce qui n' est pas mûr, et se rendre malade. [2.165 #1714] | ||||||||||||||||||||
Proverb 3 | Ny mioty manta no leony, ny tsy mahandry masaka no adala. [2.558 #202] | ||||||||||||||||||||
Proverb 4 | Tsy mety raha izahay no miasa, ka hianareo no hioty ny voany. [2.558]
Tsy mety raha izahay no miasa, ka hianareo no mioty ny voany. [2.415 #3878, 2.653 #3417] | ||||||||||||||||||||
French translation | Il ne sied pas que nous travaillions et que vous récoltiez les fruits. [2.415 #3878] | ||||||||||||||||||||
Index |
| ||||||||||||||||||||