|
|
|
|

Index

Proverbs : mihambohambo

Proverb 1Mihambohambo tsy tia vary mohaka, fa mihinana ny masiso be herinandro. [2.165 #490]
Miangolangola tsy tia vary mohaka, ka homana ny masiso be herinandro. [2.415 #4694, 2.653 #1725]
Miangolangola tsy tia vary mohaka nefa mahalany masiso iray vilany. [2.558 #2259]
French translationFaire semblant de ne pas aimer le riz à moitié cuit, et en manger qui est vieux d' une semaine. [2.165]
C' est un capricieux qui prétend ne pas aimer le riz cuit trop mou, et qui mange du riz rance cuit depuis une semaine. [2.415 #4694]
French interpretationSe disait des fanfarons, des boudeurs, des gourmands. [2.415 #4694]

Proverb 2Mihambohambo tsy tia karama, kanefa raha tsy ny vola, mitomany. [2.653 #1763]
Mihambo tsy tia karama, nefa raha tsy ny vola, mitomany. [2.558 #2311]

Index