Entry mihambo (hambo)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Milaza tena ho manana zavatra tsy ananana: Aza mihambo ny fahaizana tsy anananao
Mihambo harena izy
Miseho ho zavatra hafa noho ny tena: Mihambo ho Dokotera Rangahy iny [1.1]
Explanations in English To boast, to brag, to vaunt, to pretend to have a right to something. [1.2]
 To pretend to be something; to pretend to have rights to something [1.7]
Explanations in French Se faire passer de certaines choses [1.8]
Examples Misy mihambo ho manan-karena, nefa tsy manana na inona na inona; [2.996]
Morphology 
Present : mihambo
Past : nihambo
Future : hihambo
Imperative : mihamboa
Compound words 
Proverbs 

Anagrams 

Updated on 2023/09/13