Index |
|
|
|
Proverbs : mangery
|
|
|
Proverb 1 | Akoho homana ny atodiny : lozan' ny tompony. [2.415 #62]
Akoho manatody kely : lozan' ny tompony. [2.415 #62]
Akoho mangery amin' ny atodiny : lozan' ny tompony. [2.415 #62]
|
French translation | Poule qui pond des oeufs trop petits, poule qui mange ses oeufs, poule qui mêle ses excréments à ses oeufs : elle porte malheur à son maître. [2.415]
|
French interpretation | C'était une croyance superstitieuse ; on tuait ou vendait cette poule. [2.415 #62]
|
|
|
Proverb 2 | Akoho mangery an-tsihy : samy manano izay ho efany. [1.147 #A23]
|
|
|
Proverb 3 | Aza mangery am-bilia ihinanana. [2.415 #4471]
|
French translation | N' allez pas à la selle dans la vaisselle où vous mangez. [2.415 #4471]
|
French interpretation | Rappel à la propreté : certains se lavaient les mains et la bouche dans le plat qui venait de servir pour la nourriture. [2.415 #4471]
|
|
|
Proverb 4 | Lambolahy mangery vato rao : vodivodian-tay mena. [1.147 #L21]
|
|
|
Proverb 5 | Piso be mangery am-bato : very tany hatototra. [1.147 #P7]
|
|
|
Proverb 6 | Ranalahy mangery am-pihinanana : mandehana ny handeha fa tanako ity. [1.147 #R22]
|
|
|
Proverb 7 | Tsy mitsapa farany hoatry ny andevolahy mangery an-jezika na an-davenona. [2.415 #599]
|
French translation | Agir inconsidérément et sans penser aux suites, comme l' esclave qui va à la selle dans les cendres et le fumier. [2.415 #599]
|
French interpretation | C' est lui qui sera obligé de porter tout cela aux champs. [2.415 #599]
|
|
|
Proverb 8 | Tsiriry mangery mivalana : asan’ ny anava any. [1.147 #T152]
|
|
|
Proverb 9 | Zafimintina mangery an-tahoboka ; ny tokana nandratra karazana. [1.147 #Z5]
|
|
|
Index |
|
|