Entry | 1 vilia |
Part of speech | 2 noun |
Vocabulary |
3 Economy: household items |
Explanations in Malagasy |
4 Fivadihan' ny vaninteny ao amin' ny hoe "Lovia" izay tena teny voalohany; zavatra fasiana ny sakafo aroso hohanina: Ny vilia dia mety ho vy na bakoly na tanimanga na hazo [1.1] |
Explanations in English |
5 a plate, a dish; cf. lovia [1.7] |
Explanations in French |
6 plat, assiette [1.8] |
Examples |
7 Vilany nongo vao sy vilia bakoly fotsy no eo anoloany ary ratsan-kazo madinika maromaro mitsatoka an-jingakely no mipololotra midonan-tsetroka eo an-kaviany. [2.470] |
Other spellings | 8 lovia |
Compound words |
|
Phytonyms |
|
Proverbs | 11 Proverbs containing the word vilia |
Updated on 2020/07/31 |