Entry tokana
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Iray, anankiray, singana: Andriamanitra dia tokana ary tsy mety ho maro Izy
Irery, miavaka irery, manirery: Trano tokana erý an-tampon-tendrombohitra no ipetrahany
Tsy misy afa-tsy izany: Ny fanamboaran-tena tokana no hany raharahany mandritra ny maraina tontolo
Mitovy hevitra: fotsiny ~ honjohonjo ~ irery ~ singana [1.1]
Explanations in English Alone, single [1.7]
Explanations in French Seul, solitaire [1.8]
Examples 
1Samy nitsetra an-dRazay voronkely tokana rava akany nialofana ny olona rehetra. [2.324]
2Nanaiky azy fatratra ilay soavaly tokana atahorany isan' andro vaky. [2.470]
3Lalan-tokana no azonareo roa lahy aleha, hoy izy. [2.472]
Morphology 
Simple : tokana, tokam-, tokan-, toka-
Derivatives 
 
Compound words 
Phytonyms 
Toponyms 
Proverbs 

Anagrams 

Updated on 2023/05/24