Index

Proverbs : ihavanana

Proverb 1An-koatra ny bonga toa hisy tafika, vilany misarona toa misy hena ary ny ahiahy tsy ihavanana. [2.558]
Ankoatry ny bonga toa hisy tafika; fandrahoan-kena mirakotra toa misy hena ; ary ny ahiahy tsy ihavanana. [2.653 #241]

Proverb 2Aza mila voatsiary ka mangata-pary iray vany. [2.558 #777]
Aza mila voa tsy ary: mangata-pary iray vany ka mitady izay tsy hiraisana. [2.165 #300]
Mila voatsiary, mangata-pary iray vany, ka mitady izay tsy hihavanana. [2.558 #2341, 2.653]
French translationNe demandez pas l' impossible: (comme de) demander un morceau de canne à sucre (à celui qui n' en a qu' un lui-même) et chercher ainsi querelle (litt. la séparation). [2.165]

Proverb 3Aza mitady izay tsy hihavanana, ka mila fary iray vany. [2.653 #647]
Aza mitady izay tsy hihavanana ka mitady voa tsy àry. [2.558 #786]

Proverb 4Lahiantitra mampirafy : manao izay hihavanana sao anaovan' izy mirahavavy an-kolafiny. [2.558]

Proverb 5Mihinjihinjy sarotra hihavanana, nony miketraka ambakain' ny sasany. [2.558 #2325]

Proverb 6Molotra no nihavanana ka vao nidify dia hadino. [2.558 #2556]

Proverb 7Ny ahiahy tsy ihavanana. [2.415 #112, 2.558 #2828, 2.653 #2125, 2.165]
Ny ahiahy tsy mahalala havana. [2.558 #2829]
Ny ahiahy tsy mba nihavanana. [2.415 #1112]
French translationDéfiance et parenté ne vont pas ensemble. [2.415]
La méfiance empêche l' amitié. [2.165]
French interpretationCela rompt l' amitié. [2.415]

Index