Entry voa
Part of speech participle
Malagasy definition Tratra: Voan' ny vato ilay fody ka dangy
¶ Azo: Voan' ny sery aho izany
¶ Simba, voaloto...: Voan' ny fotaka ny akanjoko
¶ Iharam-pahavoazana, iharan-doza: Voa mafy aho fa maty ny raiko
¶ Maty antoka, maty loka...: Diso fotoana aho ka voa terỳ ~ Voa tamin' ny varotra nataoko aho
¶ Resy: Voan-dRakoto izy tamin' ny fifaninanana
¶ Hay: Tsy voako ilay marika natao tamin' ny fanadinana
Mitovy hevitra: mibabaka ~ miboiboy ~ midradraka ~ mikidradraka ~ tratra
Mitovy hevitra: lambam-bary ~ lany ringana ~ lany ripaka ~ lany tamingana ~ raraka ompana ~ tsy nisy niangana ~ voa daholo [Rajemisa 1985]
English definition struck, hit; wounded [Hallanger 1973]
French definition atteint, frappé; blessé [Hallanger 1974]
French definition atteint, touché, pris, capturé, blessé
¶ au sens figuré : déshonoré, taché, etc. [Boiteau: Végétaux]
Derivations 
Morphology 
voa
voako
voanao
voany
voantsika
voanay
voanareo
voan'
voan-
voam-
voa
voako
voanao
voany
voantsika
voanay
voanareo
voan'
voan-
voam-
ho voa
ho voako
ho voanao
ho voany
ho voantsika
ho voanay
ho voanareo
ho voan'
ho voan-
ho voam-
Compound words, titles, names 
Quotes 

Entry voa
Part of speech noun
Malagasy definition Organa kely boribory ao anatin' ny voankazo, izay mety mitsimoka raha ambolena, ka tonga zavamaniry hafa indray mitovy karazana amin' ilay niaviany: Nividy voan-daisoa izy hamboleny
¶ Enti-milaza ny voankazo raha kelikely madinika: Voam-boaloboka
¶ Enti-milaza koa rehefa mety ho zavatra boribory kely: Voan-tsapile [Rajemisa 1985]
English definition fruit; seed grain [Hallanger 1973]
French definition fruit; graine [Hallanger 1974]
French definition Dans toute l'île : fruit ou graine. Quand le fruit et la graine sont confondus, comme dans le caryopse du riz, le mot s'applique à leur ensemble. Si les graines peuvent être distinguées, comme les petits pois, voa s'applique au fruit et on appelle la graine voakely ou voananatiny, « fruit de l'intérieur ». Cette racine donne de nombreux dérivés. De très nombreux noms de plantes commencent par voa. Par exemple : voabana, « fruit de bana », aubergine, désigne tantôt le fruit ou aubergine, tantôt la plante qui le produit. [Boiteau: Végétaux]
Vocabulary 
Derivations 
Morphology 
voa
voako
voanao
voany
voantsika
voanay
voanareo
voan'
voan-
voam-
-boa
-boako
-boanao
-boany
-boantsika
-boanay
-boanareo
-boan'
-boan-
-boam-
Compound words, titles, names 
Quotes 
Articles 

Entry voa
Part of speech noun
Malagasy definition Organa roa mitovy, menamena, eo an-dany roan' ny hazondamosina, izay if oronan' ny fivalanandrano avy amin' ny fandiovany ny ra amin' ny loto rehetra nentin' ny ra ombieny ombieny amin' ny lalana nalehany. ~ [Rajemisa 1985]
English definition kidneys [Hallanger 1973]
French definition rein, rognons [Hallanger 1974]
Vocabulary 
Compound words, titles, names 

Entry voa
Part of speech noun
Malagasy definition  [Tanosy] tevika (aretina) [Rakotosaona 1972]
Vocabulary 

Entry voa~
Part of speech prefix [Words with voa~]
Malagasy definition Tovona fanaovana matoantenin'ny iharana milaza vokatra efa azo: Voavory, voateny. (Marihina fa tahaka ny amin' ireo tovona rehetra vaninteny roa, toy ny tafa, maha, dia latsaka ny a amin' ny voa eo alohan' ny fototeny manomboka amin' ny a: Voarina (fa tsy voaarina) -- (ampitahao amin' ny tafarina, maharina) [Rajemisa 1985]
English definition prefix used to form passives verbs of completed action, as: voavèla (vela): forgiven [Hallanger 1973]
French definition préfixe de verbes passifs qui indiquent une action accomplie; ex.: voavela (vela), à qui on a pardonné [Hallanger 1974]
 le préfixe voa- indique une action complètement subie, venue de l'extérieur: voavory tamin'ny valo ny mpianatra (les élèves ont été rassemblés à huit heures)(cela suppose que quelqu'un les a rassemblés)
¶ le passif à préfixe voa- s'obtient en préfixant à quelques racines primaires le mot voa-, dont l'a ne s'élide que devant un autre a: voa-avotra = voavotra, voa-endy = voaendy, voa-ilika = voailika, voa-ova = voaova, voa-tapaka = voatapaka [Rajemisa: Grammaire]
French definition Préfixe verbal qui marque le participe passé passif ; c'est-à-dire une action qu'on a reçue, qu'on a subie. Exemple : voakapoka (de kapoka : coups) qui a été frappé, qui a reçu des coups ; voavoaka (de voaka : sortie) : qu'on a chassé, qu'on a fait sortir. [Boiteau: Végétaux]
Morphology 
voa~
voa~
ho voa~

2018/12/26