Entry bonga
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Sombin-tany mivaingana, dongona kely
¶ Tendrombohitra na havoana avo sady lehibe: Any ambadiky ny bonga roa ambin' ny folo [Rajemisa 1985]
  [Taisaka] vongana [Rakotosaona 1975]
  [Sihanaka] tanety [Rakotosaona 1975]
Explanations in English a clod, a lump of earth; a hill, an eminence [Polyn. mamunga] [Richardson 1885]
Explanations in Malagasy havoana na tendrombohitra kely [SLP 1986]
Explanations in French  [Taisaka] bloc, masse [Deschamps 1936]
  [Tankarana] montagne, plateau. [David: Dialectes (takila B)]
 dôme, butte [SLP 1986]
Vocabulary 
Derivations 
Synonyms bongo
Compound words, titles, names 
Quotes 

Entry bonga
Part of speech noun
Explanations in Malagasy  [Tanala] ny mahalehilahy ka ilay toa kitapo kely misy voanjavatra roa eo [Rakotosaona 1975]
 Filazana, amin' ny foko sasany, ny vihina, na ireo vongana roa eo ambanin' ny filahiana [Rajemisa 1985]
Vocabulary 
Analogues  bongabe

Entry bonga
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Anarana iantsoana ny sakoivy raha mbola tsy miofo ho voangory (amin' ny foko sasany) [Rajemisa 1985]
Vocabulary 

Updated on 2020/07/31