Index |
| ||||||||||||||||||||
Proverbs : iafarana | |||||||||||||||||||||
Proverb 1 | Aza mikafara zanaka fa ireny no hiafarana. [2.558 #754] | ||||||||||||||||||||
Proverb 2 | Manaova soa ampiantany, fa misy hiankinana; ary manaova soa vato, fa misy hipetrahana. [2.165 #106]
Manaova soa ampiantany, fa misy hiankinana, manaova soa vato fa misy hipetrahana, manaova soa zanaka fa misy hiafarana. [2.558 #2019] | ||||||||||||||||||||
French translation | Faites du bien à une muraille et vous pourrez vous y appuyer; faites du bien à une pierre et vous pourrez vous y asseoir. [2.165] | ||||||||||||||||||||
French interpretation | Les bonnes actions trouveront toujours leur récompense. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Proverb 3 | Miriorio foana ny angidina fa any anaty rano ihany no iafarany. [1.1]
Miriorio foana ny angidina, fa any Miriorio foana ny angidina, fa any Miriorio foana ny angidina, fa any Miriorio foana ny angidina fa any Miriorio foana ny angidina, fa any Mivezivezy hoatry ny rano miriorio hoatry ny angidina. [2.415 #3043] Mivezivezy ohatra ny rano; miriorio ohatra ny angidina. [2.165] Mivezivezy toa rano, miriorio toa angidina. [2.558 #2521] | ||||||||||||||||||||
Malagasy interpretation | Na inona na inona atao, ny hiafarana dia any amin' izay efa faleha araka ny fombany avy ihany. [1.1] | ||||||||||||||||||||
French translation | Aller de côté et d' autre comme un cours d' eau, rôder comme une libellule. [2.165]
Errer de côté et d' autre comme l' eau, rôder comme une libellule. [2.415 #3043] La libellule vole çà et là en vain, car elle finira quand même dans le fossé. [2.165] La libellule voltige à droite et à gauche, mais elle finira par le fossé. [2.974 #220] Les libellules ont beau errer partout, elles finissent bien par aller dans le fossé. [2.415 #4016] | ||||||||||||||||||||
French interpretation | Il faut travailler. [2.415 #3043]
Se disait des marchands qui finissent par revenir dans leur patrie ; se disait aussi de ceux qui, après bien des errements, reviennent dans leur famille. [2.415 #4016] | ||||||||||||||||||||
Proverb 4 | Natao rapa-dango ny anana | ||||||||||||||||||||
Proverb 5 | Raha maditra | ||||||||||||||||||||
Proverb 6 | Vatobe tsy misy tohany, ka any an-dohasaha no iafarany. [2.558 #4889] | ||||||||||||||||||||
Proverb 7 | Veloma | ||||||||||||||||||||
Index |
| ||||||||||||||||||||