Entry sosona
Part of speech noun
Malagasy definition Zavatra atao ao anatin' ny zavatra hafa iray hanatevina azy: Asivy sosona ny kapaotiko fa mangatsiaka ny andro
¶ Laharana faharoa amin' ny zavatra iray: Vavahady roa sosona. [Rajemisa 1985]
English definition a layer [Hallanger 1973]
French definition couche; doublure [Hallanger 1974]
Derivations 
Compound words, titles, names 
Quotes 

2012/09/28