| Entry | 1 mivezivezy |
| Root | 2 vezivezy |
| Part of speech | 3 active verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Mandeha atsý sy are, mitotototo mankatsy mankaroa, mivoivoy: Nivezivezy eran' ny mpivaro-boky rehetra aho nitady ilay boky tantara fa tsy nahita
5 Miriorio foana mankatsy sy mankaroa, mirenireny: Mitandrema tsara fa misy jirika mivezivezy, hono, ato anatin' ity ala diavintsika ity [1.1] 6 to roam [1.32.mg#277] |
| Explanations in English |
7 to wander, to ramble
[1.7] |
| Explanations in French |
8 errer par-ci par-là
[1.8] |
| Examples |
9 Raha mivezivezy amin' ny fandrosoan-tsakafo eo izy, dia tsy adinony velively izy efatra mianadahy zanany:
[2.470#88]
10 Nisy andian-miaramila nivezivezy isan' alina. [2.472#229] |
| Morphology |
|
| Analogs | 15 firaka atakalo, 16 mandehandeha, 17 maniasia, 18 manjenjena, 19 miasa dia, 20 mihebiheby, 21 mihebikebika, 22 mihelohelo, 23 mihenjy, 24 mijaingijaingy, 25 mijongojongo, 26 mipempena, 27 mirenireny, 28 miriorio, 29 misedisedy, 30 miselontselona, 31 misidiondiona, 32 misiontsiona, 33 mitsakatsaka, 34 mivezika atsy mivezika aroa, 35 mivoivoy, 36 mizionjiona, 37 tsy mahatombin-tsiraka |
| Proverbs | 38 Proverbs containing that word |
| Updated on 2026/04/22 |
|