Index |
| ||||||||||||||||||||
Proverbs : heverina | |||||||||||||||||||||
Proverb 1 | Angaha noheverin- | ||||||||||||||||||||
Proverb 2 | Heveriny fa hitohy ihany ny fanirin' ny hazo ka ho tonga any an-danitra. [2.415 #2366]
Raha mitohy ny fanirin' ny hazo, mahatakatra ny lanitra. [2.558 #3620] | ||||||||||||||||||||
French translation | Il s' imagine que la croissance de l' arbre ira jusqu' au ciel. [2.415 #2366] | ||||||||||||||||||||
French interpretation | Se disait de ceux qui croient que les richesses ou les provisions ne s'épuiseront pas. [2.415 #2366] | ||||||||||||||||||||
Proverb 3 | Malahelo, ka nony maraina fivoaka toy ny hangataka, ary raha hariva fivoaka, heverin' ny sasany Malahelo mivoaka maraina : ataon' ny olona hangalatra ; mivoaka hariva : ataon' ny olona hisakana. [2.165 #1454, 2.415 #2518] | ||||||||||||||||||||
French translation | Le pauvre qui sort le matin, on dit qu' il va voler ; il sort le soir, on dit qu' il va détrousser les gens. [2.415 #2518]
Quand un pauvre sort le matin, les gens disent qu' il va voler; et s' il sort le soir, on pense que c' est pour détrousser quelqu' un. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Proverb 4 | Traky nify latsaka | ||||||||||||||||||||
Index |
| ||||||||||||||||||||