Entry mangingina (gingina)
Part of speech adjective or adverb
Explanations in Malagasy Tsy andrenesana tabataba: Mangingina ny tanàna fa fotoana fakan' ny mpianatra andro izao
Mandeha, mitoetra, mitokana irery: Mijanòna re fa mangingina ny zandrinao
Tsy fantatr' olona: Mbola zavatra mangingina izany fa aza aely
Irery, manokana: Efa niresahako mangingina momba izany izy [1.1]
Explanations in English Solitary. Used of uninhabited or secret places [1.2]
 Silent, solitary; secret; in secret [1.7]
Explanations in French Silencieux; solitaire; secret, en secret [1.8]
Examples 
1Teny am-pandihizana, taoanatin' ny horakoraky ny lanonana, no nahafahanay niresaka mangingina: [2.471]
2Ka izao no natao ny nalaina izy 7 lahy, nalaina mangingina, dia nanirahana olona mangingina: [2.48]

Updated on 2024/02/27