Index |
| ||||||||||||||||||||
Proverbs : fosaina | |||||||||||||||||||||
Proverb 1 | Ilay manafina ala fady, ka fosain' ny bodo sy adala. [2.558 #1407] | ||||||||||||||||||||
Proverb 2 | Mihambo ny soa tsy ananana ka vao midify dia fosain' ny olona. [2.558 #2309] | ||||||||||||||||||||
Proverb 3 | Tanora kamo ka fosain' izay mahita. [2.558 #4055] | ||||||||||||||||||||
Index |
| ||||||||||||||||||||