Entry tanora
Part of speech adjective
Malagasy definition Tsy be taona niainana, zatovo, herotrerony: Tanora kokoa ny rainao noho ny raiko ~ Maty tanora
¶ (loko na volon-javatra) Matsora: Tiako ity lamba manga tanora ity [Rajemisa 1985]
English definition young, immature; light in color; young people [Hallanger 1973]
French definition jeune; de couleur claire; jeune gens [Hallanger 1974]
Derivations 
Compound words, titles, names 
Examples 
1Zavatra mahatsiravina sy nanaitra ny sain'ireo zatovo roa lahy tanora fanahy ireo loatra izany fialan'aina hitany izany. [Rajohanesa: Kintana]
2Fantatray ihany mantsy ny mahavariana ny tanora ao an-drenivohitra ao: [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 118]
Quotes 

2013/07/12