Index |
| ||||||||||||||||||||
Proverbs : fisaorana | |||||||||||||||||||||
Proverb 1 | Manary dia ny fisaorana, ka manakotrika akoho mbola manatody. [2.653 #1568, 2.415]
Manary dia ny fisaorana ka mitady fanakotrehana akoho. [2.558] Manary dia ny fisaorana ka mitady fanaronana akoho. [2.415, 2.558] Manary dia ny fisaorana, ka mitady fanaronan’ akoho. [2.653 #1569] Matahotra ny hisaorana hianao ka mitady ny fanakotrehan' atody. [2.415] Matahotra ny hisaorana hianao ka mitady ny fanotrehan' atody. [2.165 #1829] Matahotra ny hisaorana, ka sady mitady fanakotrehana akoho no | ||||||||||||||||||||
French translation | Chercher à éviter le divorce en allant chercher de quoi couvrir une poule qui va pondre. [2.415 #5452]
Chercher à éviter le divorce en allant faire couver une poule qui pond encore. [2.415 #5451] Craignant d' être divorcée, vous vous occupez de la poule qui couve ses œufs. [2.165] Vous redoutez le divorce et voilà pourquoi vous soignez la poule qui couve. [2.415 #1380] | ||||||||||||||||||||
French interpretation | Chercher à se rendre nécessaire. [2.415 #5451]
La femme qui redoutait le divorce montrait de l'empressement au travail. [2.415 #5452] Vous cherchez à vous faire bien voir. [2.415 #1380] Vous cherchez à vous rendre indispensable, pour éviter d' être renvoyée. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Proverb 2 | Vady tsy vita fisaorana : hanao haody menatra, hiandry ny mandrosoa toa tsy hisy. [2.558 #319] | ||||||||||||||||||||
Index |
| ||||||||||||||||||||