Index |
| ||||||||||||||||||||
Proverbs : fahalainana | |||||||||||||||||||||
Proverb 1 | Akory ity ilay malaina no mitarehin-jaza aizana ka | ||||||||||||||||||||
French translation | Regardez-moi ce paresseux qui a l' air d' un petit enfant malade et qui est éreinté de paresse: il est malade de la fièvre de paresse et ressemble à une sauterelle morte. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Proverb 2 | Miadam-pandeha ny fahalainana, ka mora tratry ny fahoriana. [2.974 #490] | ||||||||||||||||||||
French translation | La paresse va si lentement que bientôt la misère l’a atteinte. [2.974 #490] | ||||||||||||||||||||
Proverb 3 | Ny fahadalana hoatry ny aretin' androbe : vory vahoaka, vao manala baraka. [2.415]
Ny fahadalana ohatra ny aretin’ androbe : vory vahoaka vao manala baraka. [2.653] Ny fahalainana hoatry ny aretin' androbe : vory vahoaka, vao manala baraka. [2.415] Ny fahalainana ohatra ny aretin’ androbe : vory vahoaka vao manala baraka. [2.653] Ny fahalainana toy ny aretina androbe : vory vahoaka vao manala baraka. [2.558 #2944] | ||||||||||||||||||||
French translation | La stupidité et la fainéantise sont comme l' épilepsie : c' est quand la foule est réunie que cela vous déshonore parce qu' alors on s' en aperçoit. [2.415 #2101] | ||||||||||||||||||||
Index |
| ||||||||||||||||||||