Entry fahadalana (adala)
Part of speech noun
Explanations in English Foolishness [1.2]
Explanations in French La folie, la sottise, l'imbécilité [1.3]
Examples 
1Nahoana izy no nahazo fahadalana amin' ny fisotroana? [2.470]
2Onena ny fahadalako izy. [2.471]
3mahefany famonoan'olona, ny fandalsahana ny varatra, ny fankarariana, ny fandemen' olona, ny fahadalan' olona, ». [2.48]
Morphology 
Simple : fahadalana, fahadalako, fahadalanao, fahadalany, fahadalantsika, fahadalanay, fahadalanareo, fahadalan', fahadalan-, fahadalam-, fahadala-
Prefixed : -pahadalana, -pahadalako, -pahadalanao, -pahadalany, -pahadalantsika, -pahadalanay, -pahadalanareo, -pahadalan', -pahadalan-, -pahadalam-, -pahadala-
Synonyms hadalana
Proverbs 

Updated on 2023/01/20