Entry aizana
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Ny zaza manan-jandry ao an-kibo: Firy taona izao ny anao ny aizana? [1.1]
Explanations in English The youngest child in a family when the mother is again pregnant, also used of the youngest child but one. [1.2]
Examples Akory ity ilay malaina no mitarehin-jaza aizana ka mavozon' ny haka-moany, manavin-tazon' ny halainany, ary mitarehim-balala maty! [2.69]
Vocabulary 
Derivatives 
Compound words 
Proverbs 

Anagrams 

Updated on 2023/08/11