|
|
|
|

Index

Proverbs : efa

Proverb 1Finoman-drano an-tanana : tsy efan’ ny indraika. [1.147]

Proverb 2Haninkanina tsy efan’ ampetra. [1.147 #H13]

Proverb 3Hivalo fanahy tsy haditra aho fa hanaraka ny efanareo. [2.558 #1351, 2.653 #1079]
Mivalo fanahy tsy haditra aho, fa hanaraka ny efanareo. [2.415 #6355]
French translationJe demande pardon de toute mon âme, je ne m' obstinerai plus, mais je suivrai votre conduite. [2.415 #6355]

Proverb 4Ny herim-pihavanana : ny havana havana ihany, tsy efan' olona afa-tsy ny havana. [2.415 #1118]
French translationTelle est la force de la parenté : les parents seuls sont parents, on n' est tiré d'affaire et délivré que par les parents. [2.415 #1118]
French interpretationPersonne ne montre un dévouement égal à celui des parents. [2.415 #1118]

Proverb 5Ny hoby tsy efan' ny irery. [2.415 #5208, 2.653 #2267]
French translationUn seul homme ne peut pas faire le hoby pour acclamer le souverain. [2.415]
French interpretationNécessité de l' union. [2.415]

Proverb 6Ny raharahan' ny maro tsy efan' ny vitsy. [2.415 #3291, 2.653 #2393]
French translationL' affaire de beaucoup ne peut pas être accomplie par quelques-uns. [2.415 #3291]
French interpretationSe disait dans les réunions de famille où l'on devait délibérer sur les affaires de la famille. [2.415]

Proverb 7Taon-trano tsy efan' ny irery. [2.558 #4114]
Tao trano tsy efan' ny irery. [1.1]
Malagasy interpretationEnti-milaza fa ny zavatra lehibe tsy vita raha tsy ifanakonana, ifanampiana, iaraha-manao maro. [1.1]

Index