Entry hanin-kanina
Elementary words hanina
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Vodiondrim-barotra izay lany maina raha mitsoa-pahana tsy hividy indray ilay nanome [1.1]
Examples 
1Tafaverina i Benoà, nitondra an-karona ny haninkanina novidina. [2.270]
2Ny vokatray rehetra nozaraina hiveloman' izy ireo : haninkanina sady betsaka no maro karazana nisy nanovaovana. [2.643]
Proverbs 

Anagrams 

Updated on 2023/05/20