Entry hoby
Part of speech noun
Malagasy definition Antsoantsom-piravoana atao ho mari-piderana: Tsy nifandrenesana ny hoby nataon' ny vahoaka ny Filohan' ny Nosy [Rajemisa 1985]
English translation a shout of rejoicing [Hallanger 1973]
French translation acclamations [Hallanger 1974]
Derivations 
Quotes 

Updated on 2020/07/31