Index |
| ||||||||||||||||||||
Proverbs : Ambohimangidy | |||||||||||||||||||||
Proverb 1 | Ondrilahin' Ambohimangidy: hondrihondriny iraimbilanja; lava tandroka vao lasiventy. [2.165]
Ondrilahin' Ambohimangidy : hondrihondriny iraimbilanja, nony lava tandroka lasiventy. [2.558 #3449] Ondrilahin' Ambohimangidy : lava tandroka vao latsa-bidy. [2.558] Ondrilahin' Ambohimangidy : tonga soa vao latsa-bidy. [2.165, 2.558] | ||||||||||||||||||||
French translation | Un bélier d' Ambohimangidy: c' est quand il est gras que son prix baisse. [2.165]
Un bélier d' Ambohimangidy: petit, il vaut un franc; quand il a des cornes, il ne vaut plus que quatre-vingt-dix centimes. [2.165] | ||||||||||||||||||||
Index |
| ||||||||||||||||||||